FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 23:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 “Lozan’ireo mpiandry ondry mandripaka sy manaparitaka ny ondriko, izay teny an-kijanako!”,+ hoy i Jehovah.

  • Ezekiela 13:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 “Ry zanak’olona, maminania momba an’ireo mpaminanin’ny Israely, dia ireo maminany+ nefa izay ao am-pony fotsiny no lazainy.+ Koa lazao amin’izy ireo hoe: ‘Henoy ny tenin’i Jehovah.+

  • Matio 23:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 “Lozanareo mpanora-dalàna sy Fariseo mpihatsaravelatsihy! Fa hidianareo+ eo anoloan’ny olona ny fanjakan’ny lanitra, ka ianareo+ tsy miditra, ary izay miditra tsy avelanareo hiditra.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara