FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 19:34
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 34 Mbola nolefonin’ny iray tamin’ireo miaramila ihany anefa ny takibany,+ ka tonga dia nisy ra sy rano nivoaka.

  • Jaona 19:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Eo koa ilay andininy manao hoe: “Hijery an’Ilay nolefoniny izy ireo.”+

  • Jaona 20:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Hoy izy avy eo tamin’i Tomasy: “Ataovy eto ny rantsantananao, ary jereo ny tanako, ary ataovy eto amin’ny takibako ny tananao.+ Ary aza mba anisan’ny tsy mino intsony fa minoa.”

  • Apokalypsy 1:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Ho avy izy, eny amin’ny rahona.+ Ary hahita azy ny maso+ rehetra sy ireo nandefona azy.+ Ary hikapo-tratra noho ny alahelo ireo foko rehetra eto an-tany noho ny aminy.+ Eny, Amena.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara