FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Tsy misy tsy marary koa hatrany an-tampon-doha ka hatrany am-paladia.+ Tsy nisy nopotserina na nofehezina anefa ny ratra sy ny mangana ary ny fery vao, sady tsy nohosorana menaka.+

  • Ezekiela 36:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Dia hofafazako rano madio ianareo, ka hadio.+ Hodioviko ho afaka aminareo daholo ny fahalotoanareo+ sy ny zava-maharikoriko rehetra notompoinareo.+

  • Jaona 1:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Hitany nanatona azy i Jesosy ny ampitson’iny, ka hoy izy: “Iny ilay Zanak’ondrin’Andriamanitra+ izay manaisotra ny fahotan’izao+ tontolo izao!+

  • Asan’ny Apostoly 2:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Dia hoy i Petera: “Mibebaha,+ ary aoka samy hatao batisa+ amin’ny anaran’i+ Jesosy Kristy ianareo tsirairay, mba hahazoanareo famelan-keloka.+ Ary hahazo ilay fanomezana maimaim-poana+ ianareo, dia ny fanahy masina.

  • Asan’ny Apostoly 2:41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 41 Koa natao batisa+ izay olona nandray tsara ny tenin’i Petera, ka niampy olona* tokony ho telo arivo ny isan’izy ireo tamin’iny andro iny.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara