2 Mpanjaka 1:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Ary hoy ireo: “Lehilahy manao akanjo volom-biby,+ ary misy fehikibo hoditra eo amin’ny andilany.”+ Avy hatrany dia hoy izy: “I Elia Tisbita izany.” Matio 3:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Volon-drameva+ ny fitafian’io Jaona io, fehikibo hoditra+ no teo amin’ny andilany, ary valala+ sy tantelidia+ no sakafony.
8 Ary hoy ireo: “Lehilahy manao akanjo volom-biby,+ ary misy fehikibo hoditra eo amin’ny andilany.”+ Avy hatrany dia hoy izy: “I Elia Tisbita izany.”
4 Volon-drameva+ ny fitafian’io Jaona io, fehikibo hoditra+ no teo amin’ny andilany, ary valala+ sy tantelidia+ no sakafony.