FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 60:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 “Tsy ho re ao amin’ny taninao intsony ny herisetra, ary tsy ho re ao anatin’ny faritry ny taninao ny fandrobana sy ny fandravana.+ Ny mandanao hantsoinao hoe Famonjena,+ ary ny vavahadinao hantsoinao hoe Fiderana.

  • Jeremia 31:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Ho masina eo anatrehan’i Jehovah+ ny faritra rehetra misy ny lemaka iva fanariana faty+ sy lavenona feno menaka,+ mbamin’ny tanimboly mikitohatohatra rehetra hatrany amin’ny lohasaha falehan-driakan’i Kidrona,+ ary hatrany amin’ny zoron’ny Vavahadin-tsoavaly,+ manandrify ny fiposahan’ny masoandro. Tsy hongotana izany, ary tsy horavana intsony mandritra ny fotoana tsy voafetra.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara