1 Timoty 3:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Amin’izay, raha sendra tara aho, dia mba efa fantatrao izay tokony hataonao ao amin’ny ankohonan’Andriamanitra,+ izany hoe ny fiangonan’ilay Andriamanitra velona. Andry sy tohana+ ho an’ny fahamarinana izany fiangonana izany.
15 Amin’izay, raha sendra tara aho, dia mba efa fantatrao izay tokony hataonao ao amin’ny ankohonan’Andriamanitra,+ izany hoe ny fiangonan’ilay Andriamanitra velona. Andry sy tohana+ ho an’ny fahamarinana izany fiangonana izany.