Isaia 48:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina!+ Lazao amim-pihobiana sy ambarao+ hatrany amin’ny faran’ny tany+ hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+ Jeremia 50:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 “Mandosira ka mialà ao Babylona, ary mivoaha avy ao amin’ny tanin’ny Kaldeanina.+ Aoka ianareo ho toy ny osilahy* mandeha eo alohan’ny ondry aman’osy.+
20 Mivoaha avy ao Babylona!+ Andosiro ny Kaldeanina!+ Lazao amim-pihobiana sy ambarao+ hatrany amin’ny faran’ny tany+ hoe: “Navotan’i Jehovah i Jakoba mpanompony.+
8 “Mandosira ka mialà ao Babylona, ary mivoaha avy ao amin’ny tanin’ny Kaldeanina.+ Aoka ianareo ho toy ny osilahy* mandeha eo alohan’ny ondry aman’osy.+