2 Tantara 6:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Hifidy an’i Jerosalema+ anefa aho mba hitoeran’ny anarako, ary hifidy an’i Davida ho mpitarika ny Israely oloko.’+ Zakaria 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary halain’i Jehovah ho fananany i Joda, ho anjarany eo amin’ny tany masina.+ Ary mbola hifidy an’i Jerosalema izy.+
6 Hifidy an’i Jerosalema+ anefa aho mba hitoeran’ny anarako, ary hifidy an’i Davida ho mpitarika ny Israely oloko.’+
12 Ary halain’i Jehovah ho fananany i Joda, ho anjarany eo amin’ny tany masina.+ Ary mbola hifidy an’i Jerosalema izy.+