Isaia 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+ Matio 11:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Izy no ‘Elia izay voatendry ho avy’, raha tianareo ny hanaiky izany.+ Marka 9:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nanontany an’i Jesosy ireo hoe: “Nahoana no milaza ny mpanora-dalàna fa tsy maintsy ho avy aloha i Elia?”+
3 Injay misy miantsoantso any an-tany efitra+ hoe: “Karakarao ny lalana halehan’i Jehovah!+ Ataovy mahitsy ilay lalambe ho an’Andriamanitsika, dia ilay lalana mamakivaky ny lemaka karakaina.+
11 Ary nanontany an’i Jesosy ireo hoe: “Nahoana no milaza ny mpanora-dalàna fa tsy maintsy ho avy aloha i Elia?”+