Ezekiela 41:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Alitara hazo nirefy telo hakiho ny haavony, ary roa hakiho ny lavany. Nisy andry teo amin’ny zoron’izy io,+ ary nisy rindrina hazo nanaraka ny lavany. Dia hoy ilay lehilahy tamiko: “Io ilay latabatra eo anatrehan’i Jehovah.”+ 1 Korintianina 10:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Tsy afaka ny hisotro amin’ny kaopin’i Jehovah+ sy ny kaopin’ny demonia ianareo. Tsy afaka ny hihinana amin’ny “latabatr’i Jehovah”+ sy ny latabatry ny demonia ianareo.
22 Alitara hazo nirefy telo hakiho ny haavony, ary roa hakiho ny lavany. Nisy andry teo amin’ny zoron’izy io,+ ary nisy rindrina hazo nanaraka ny lavany. Dia hoy ilay lehilahy tamiko: “Io ilay latabatra eo anatrehan’i Jehovah.”+
21 Tsy afaka ny hisotro amin’ny kaopin’i Jehovah+ sy ny kaopin’ny demonia ianareo. Tsy afaka ny hihinana amin’ny “latabatr’i Jehovah”+ sy ny latabatry ny demonia ianareo.