Genesisy 25:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Dia nivoaka ny voalohany. Ary mena ny vatany manontolo, toy ny akanjo volom-biby.+ Koa natao hoe Esao*+ ny anarany.
25 Dia nivoaka ny voalohany. Ary mena ny vatany manontolo, toy ny akanjo volom-biby.+ Koa natao hoe Esao*+ ny anarany.