Salamo 19:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Madio ny fahatahorana+ an’i Jehovah, maharitra mandrakizay.Marina+ ny didim-pitsaran’i+ Jehovah, ara-drariny+ avokoa. Salamo 111:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena.+ ש [Sina]Tena lalin-tsaina izay rehetra mankatò ny didiny.+ ת [Tao]Maharitra mandrakizay ny fiderana azy.+
9 Madio ny fahatahorana+ an’i Jehovah, maharitra mandrakizay.Marina+ ny didim-pitsaran’i+ Jehovah, ara-drariny+ avokoa.
10 Ny fahatahorana an’i Jehovah no fiandoham-pahendrena.+ ש [Sina]Tena lalin-tsaina izay rehetra mankatò ny didiny.+ ת [Tao]Maharitra mandrakizay ny fiderana azy.+