Jeremia 7:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Mbola tonga mitsangana eto anatrehako ato amin’ity trano niantsoana ny anarako+ ity ihany anefa ianareo, ary manao hoe: ‘Tsy maintsy ho voavonjy isika’, na dia manao izany zava-maharikoriko rehetra izany aza.
10 Mbola tonga mitsangana eto anatrehako ato amin’ity trano niantsoana ny anarako+ ity ihany anefa ianareo, ary manao hoe: ‘Tsy maintsy ho voavonjy isika’, na dia manao izany zava-maharikoriko rehetra izany aza.