FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Deoteronomia 7:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Aza manao fifanarahana ara-panambadiana aminy: Aza omenao ho vadin’ny zanany lahy ny zanakao vavy, ary aza alainao ho vadin’ny zanakao lahy ny zanany vavy.+

  • Mpitsara 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Dia nalain’ny zanak’Israely ho vady ny zanakavavin’ireny,+ ary ny zanany vavy kosa nomeny ho vadin’ny zanakalahin’ireny.+ Ary nanompo ny andriamanitr’ireny ny zanak’Israely.+

  • 1 Mpanjaka 11:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Tia vady maro hafa firenena i Solomona Mpanjaka,+ ankoatra an’ilay zanakavavin’i Farao,+ dia vehivavy moabita+ sy amonita+ sy edomita+ sy sidonianina+ ary hetita,+

  • Nehemia 13:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Tamin’izany koa no nahalalako fa nisy Jiosy nanambady+ vehivavy asdodita+ sy amonita ary moabita.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara