1 Tantara 17:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 “‘“Rehefa tapitra ny andronao ka ho lasa any amin’ny razanao ianao,+ dia hotendreko ny taranaka handimby anao, dia ny iray amin’ny zanakao lahy,+ ary hataoko mafy orina tokoa ny fanjakany.+ Matio 9:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Rehefa niala teo i Jesosy, dia nisy jamba roa lahy+ nanaraka azy sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao izahay,+ ry Zanak’i Davida ô!” Lioka 1:32 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 32 Ho lehibe izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary i Jehovah Andriamanitra hanome azy ny seza fiandrianan’i+ Davida rainy.+
11 “‘“Rehefa tapitra ny andronao ka ho lasa any amin’ny razanao ianao,+ dia hotendreko ny taranaka handimby anao, dia ny iray amin’ny zanakao lahy,+ ary hataoko mafy orina tokoa ny fanjakany.+
27 Rehefa niala teo i Jesosy, dia nisy jamba roa lahy+ nanaraka azy sady niantsoantso mafy hoe: “Mba iantrao izahay,+ ry Zanak’i Davida ô!”
32 Ho lehibe izy+ ka hantsoina hoe Zanaky ny Avo Indrindra,+ ary i Jehovah Andriamanitra hanome azy ny seza fiandrianan’i+ Davida rainy.+