Jaona 1:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Izaho aza tsy nahalala azy akory, fa Ilay naniraka ahy+ hanao batisa amin’ny rano mihitsy no nilaza tamiko hoe: ‘Izay olona hitanao idinan’ny fanahy sy itoerany, dia izy ilay manao batisa amin’ny fanahy masina.’+ Asan’ny Apostoly 2:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Ary samy feno fanahy masina+ izy rehetra, ka niteny tamin’ny fiteny maro samihafa,+ araka izay nampitenenan’ny fanahy azy. 1 Korintianina 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Fa fanahy iray tokoa no nanaovana batisa+ antsika rehetra mba ho vatana iray ihany isika, na Jiosy na Grika, na mpanompo na olona afaka. Ary nampisotroina+ fanahy iray ihany isika rehetra.
33 Izaho aza tsy nahalala azy akory, fa Ilay naniraka ahy+ hanao batisa amin’ny rano mihitsy no nilaza tamiko hoe: ‘Izay olona hitanao idinan’ny fanahy sy itoerany, dia izy ilay manao batisa amin’ny fanahy masina.’+
4 Ary samy feno fanahy masina+ izy rehetra, ka niteny tamin’ny fiteny maro samihafa,+ araka izay nampitenenan’ny fanahy azy.
13 Fa fanahy iray tokoa no nanaovana batisa+ antsika rehetra mba ho vatana iray ihany isika, na Jiosy na Grika, na mpanompo na olona afaka. Ary nampisotroina+ fanahy iray ihany isika rehetra.