Lioka 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy anefa ny navalin’i Jaona azy rehetra: “Izaho manao batisa anareo amin’ny rano, fa ho avy ilay mahery noho izaho, ary tsy mendrika hamaha ny fehin-kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina sy ny afo.+
16 Hoy anefa ny navalin’i Jaona azy rehetra: “Izaho manao batisa anareo amin’ny rano, fa ho avy ilay mahery noho izaho, ary tsy mendrika hamaha ny fehin-kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina sy ny afo.+