FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 15:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Hokororohiko amin’ny fikororohana+ izy ireo, eo amin’ireo vavahady ao amin’ilay tany. Ary hataoko fongana tokoa ny zanany.+ Haringako ny oloko satria tsy niala tamin’ny fanaony.+

  • Malakia 4:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Ho avy ny andro izay mandoro toy ny lafaoro,+ ka ho toy ny vodivary+ ireo sahisahy ratsy rehetra sy ny mpanao ratsy rehetra. Handevona azy ireo ilay andro ho avy”, hoy i Jehovah Tompon’ny tafika, “ka tsy hisy hiangana na ny fakany na ny sampany.+

  • Lioka 3:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Efa eny an-tanany ny fitaovana fikororohana ka hodioviny tsara ny famoloany, ary ny vary hangoniny+ ho ao an-trano fitehirizana azy, fa ny akofa+ sy ny mololo kosa hodorany amin’ny afo+ tsy mety maty.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara