Romanina 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ny fitiavana+ tsy manisy ratsy ny namana,+ koa ny fitiavana no fanatanterahana ny lalàna.+ Galatianina 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa ny Lalàna manontolo dia tanteraka+ ao amin’ilay didy tokana hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+
14 Fa ny Lalàna manontolo dia tanteraka+ ao amin’ilay didy tokana hoe: “Tiavo ny namanao tahaka ny tenanao.”+