Jaona 16:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Horoahin’ny olona hiala amin’ny synagoga+ ianareo. Eny, ho tonga ny fotoana hiheveran’izay rehetra mamono anareo fa manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra izy.+ Asan’ny Apostoly 7:59 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 59 Ary tsy nitsahatra nitora-bato an’i Stefana ireo, fa izy kosa niantso hoe: “Jesosy Tompo ô, raiso ny aiko.”*+ Asan’ny Apostoly 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Koa novonoiny tamin’ny sabatra+ i Jakoba, rahalahin’i Jaona.+ Apokalypsy 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary samy nomena akanjo fotsy+ lava izy ireo, ka nilazana mba hiandry kely aloha, mandra-pahafenon’ny isan’ireo mpiara-manompo aminy sy ireo rahalahiny, izay nadiva hovonoina+ tahaka azy ireo koa.
2 Horoahin’ny olona hiala amin’ny synagoga+ ianareo. Eny, ho tonga ny fotoana hiheveran’izay rehetra mamono anareo fa manao fanompoana masina ho an’Andriamanitra izy.+
59 Ary tsy nitsahatra nitora-bato an’i Stefana ireo, fa izy kosa niantso hoe: “Jesosy Tompo ô, raiso ny aiko.”*+
11 Ary samy nomena akanjo fotsy+ lava izy ireo, ka nilazana mba hiandry kely aloha, mandra-pahafenon’ny isan’ireo mpiara-manompo aminy sy ireo rahalahiny, izay nadiva hovonoina+ tahaka azy ireo koa.