Marka 13:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Raha tsy nohafohezin’i Jehovah+ tokoa mantsy izany andro izany, dia tsy hisy nofo hovonjena, fa noho ny olom-boafidiny,+ dia nohafoheziny izany andro izany.+
20 Raha tsy nohafohezin’i Jehovah+ tokoa mantsy izany andro izany, dia tsy hisy nofo hovonjena, fa noho ny olom-boafidiny,+ dia nohafoheziny izany andro izany.+