Joba 39:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Mitsentsitra ra ny zanany,Ary any amin’izay misy faty no misy azy.”+ Lioka 17:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Koa hoy ireo taminy: “Aiza izany, Tompo ô?” Dia hoy izy: “Any amin’izay misy ny faty,+ dia any koa no hiangonan’ny voromahery.”+
37 Koa hoy ireo taminy: “Aiza izany, Tompo ô?” Dia hoy izy: “Any amin’izay misy ny faty,+ dia any koa no hiangonan’ny voromahery.”+