Joela 2:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ny masoandro hovana ho haizina+ ary ny volana ho ra,+ alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady mampahatahotra.+
31 Ny masoandro hovana ho haizina+ ary ny volana ho ra,+ alohan’ny hahatongavan’ny andron’i Jehovah, dia ilay andro lehibe sady mampahatahotra.+