Isaia 27:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary hisy anjombona lehibe hotsofina amin’izany andro izany.+ Koa ireo efa ho faty any Asyria+ sy ireo miparitaka any Ejipta,+ dia ho avy hiankohoka+ eo anatrehan’i Jehovah eo amin’ny tendrombohitra masina any Jerosalema.+
13 Ary hisy anjombona lehibe hotsofina amin’izany andro izany.+ Koa ireo efa ho faty any Asyria+ sy ireo miparitaka any Ejipta,+ dia ho avy hiankohoka+ eo anatrehan’i Jehovah eo amin’ny tendrombohitra masina any Jerosalema.+