Marka 13:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary haniraka ny anjely izy sady hanangona ny olom-boafidiny+ avy any amin’ny vazan-tany efatra, avy any amin’ny faran’ny tany ka hatrany amin’ny faravodilanitra.+
27 Ary haniraka ny anjely izy sady hanangona ny olom-boafidiny+ avy any amin’ny vazan-tany efatra, avy any amin’ny faran’ny tany ka hatrany amin’ny faravodilanitra.+