Genesisy 6:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary simba sy feno herisetra ny tany,+ teo imason’Andriamanitra.+ Isaia 54:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “Amiko, dia toy ny tamin’ny andron’i Noa izao.+ Toy ny nianianako fa tsy hanafotra ny tany intsony ny ranon’i Noa,+ no ianianako koa fa tsy ho tezitra aminao intsony aho na hiteny mafy anao.+
9 “Amiko, dia toy ny tamin’ny andron’i Noa izao.+ Toy ny nianianako fa tsy hanafotra ny tany intsony ny ranon’i Noa,+ no ianianako koa fa tsy ho tezitra aminao intsony aho na hiteny mafy anao.+