Lioka 12:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Hoy ny Tompo: “Iza tokoa moa ilay mpanompo* mendri-pitokisana+ sy malina,+ izay hotendren’ny tompony hikarakara hatrany ny mpanompony hafa rehetra mba hanome sakafo ampy ho azy ireo, amin’ny fotoana mety?+
42 Hoy ny Tompo: “Iza tokoa moa ilay mpanompo* mendri-pitokisana+ sy malina,+ izay hotendren’ny tompony hikarakara hatrany ny mpanompony hafa rehetra mba hanome sakafo ampy ho azy ireo, amin’ny fotoana mety?+