Matio 25:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Dia hoy ny tompony taminy: ‘Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mendri-pitokisana!+ Mendri-pitokisana+ tamin’ny zavatra vitsivitsy ianao, ka hotendreko hiandraikitra zavatra maro.+ Miaraha mifaly+ amin’ny tomponao.’ Lioka 12:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Lazaiko aminareo marina tokoa fa hotendreny hikarakara ny fananany rehetra izy.+
21 Dia hoy ny tompony taminy: ‘Tsara izany, ry mpanompo tsara sady mendri-pitokisana!+ Mendri-pitokisana+ tamin’ny zavatra vitsivitsy ianao, ka hotendreko hiandraikitra zavatra maro.+ Miaraha mifaly+ amin’ny tomponao.’