Salamo 91:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Fa homeny baiko hitsinjo anao ny anjeliny+Mba hiaro anao amin’ny lalanao rehetra.+ Salamo 91:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Eny an-tanan’izy ireo no hitondrana anao,+Mba tsy hidona amin’ny vato ny tongotrao.+ Lioka 4:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Fa voasoratra hoe: ‘Homeny baiko hitsinjo anao ny anjeliny mba hiaro anao’,+ Lioka 4:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 sy hoe: ‘Hitondra anao eny an-tanany izy ireo, mba tsy hidona amin’ny vato mihitsy ny tongotrao.’”+
11 sy hoe: ‘Hitondra anao eny an-tanany izy ireo, mba tsy hidona amin’ny vato mihitsy ny tongotrao.’”+