Marka 14:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Lazaiko aminareo marina tokoa fa na aiza na aiza itoriana ny vaovao tsara eran’izao tontolo izao,+ dia holazaina koa ny nataon-dravehivavy, ho fahatsiarovana azy.”+
9 Lazaiko aminareo marina tokoa fa na aiza na aiza itoriana ny vaovao tsara eran’izao tontolo izao,+ dia holazaina koa ny nataon-dravehivavy, ho fahatsiarovana azy.”+