Marka 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nanomboka nalahelo ireo ka samy nilaza taminy hoe: “Izaho ve izany?”+ Jaona 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nifampijery ny mpianatra, ka very hevitra nieritreritra hoe iza no nolazainy.+