Marka 14:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Fa mbola nanizingizina ihany i Petera hoe: “Raha tsy maintsy hiara-maty aminao aho, dia tsy handa anao mihitsy.” Ary niteny toy izany koa ny hafa rehetra.+ Lioka 22:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Dia hoy i Petera: “Vonona hiaraka aminao aho, Tompo ô, na ho any am-ponja na ho amin’ny fahafatesana.”+
31 Fa mbola nanizingizina ihany i Petera hoe: “Raha tsy maintsy hiara-maty aminao aho, dia tsy handa anao mihitsy.” Ary niteny toy izany koa ny hafa rehetra.+
33 Dia hoy i Petera: “Vonona hiaraka aminao aho, Tompo ô, na ho any am-ponja na ho amin’ny fahafatesana.”+