Matio 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary aza mitondra anay ho amin’ny fakam-panahy,+ fa manafaha anay amin’ilay ratsy.’+ Lioka 22:46 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 46 Koa hoy izy tamin’ireo: “Nahoana ianareo no matory? Mitsangàna ary mivavaha foana, mba tsy ho resin’ny fakam-panahy.”+
46 Koa hoy izy tamin’ireo: “Nahoana ianareo no matory? Mitsangàna ary mivavaha foana, mba tsy ho resin’ny fakam-panahy.”+