FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ho tonga anie ny fanjakanao!+ Hatao etỳ an-tany+ anie ny sitraponao,+ tahaka ny any an-danitra!

  • Jaona 12:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Mitebiteby mafy aho izany!+ Koa inona àry no holazaiko? Ray ô, vonjeo ho afaka amin’ity ora ity aho.+ Nefa dia ho amin’ity ora ity no nahatongavako.

  • Asan’ny Apostoly 21:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa tsy nety niova hevitra mihitsy izy ary nanaiky ny teniny izahay, ka nanao hoe: “Aoka ny sitrapon’i+ Jehovah no hatao.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara