Genesisy 9:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona. Apokalypsy 13:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Raha misy natao ho amin’ny fahababoana, dia ho lasa babo+ izy. Raha misy mamono amin’ny sabatra, dia hovonoina amin’ny sabatra izy.+ Eto no ilana ny fiaretan’ny+ olona masina+ sy ny finoany.+
6 Izay mandatsaka ran’olona, dia mba halatsak’olona koa ny rany,+ satria nataon’Andriamanitra araka ny endriny ny olona.
10 Raha misy natao ho amin’ny fahababoana, dia ho lasa babo+ izy. Raha misy mamono amin’ny sabatra, dia hovonoina amin’ny sabatra izy.+ Eto no ilana ny fiaretan’ny+ olona masina+ sy ny finoany.+