Levitikosy 24:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Tsy maintsy vonoina ho faty+ ilay niteny ratsy ny anaran’i Jehovah. Hitora-bato azy tokoa ny vahoaka manontolo. Hovonoina ho faty izay miteny ratsy an’ilay Anarana,+ na vahiny izy na teratany. Jaona 19:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy ny navalin’ny Jiosy: “Izahay manana lalàna,+ ary araka izany lalàna izany, dia tokony ho faty izy, satria nanao ny tenany ho zanak’Andriamanitra.”+
16 Tsy maintsy vonoina ho faty+ ilay niteny ratsy ny anaran’i Jehovah. Hitora-bato azy tokoa ny vahoaka manontolo. Hovonoina ho faty izay miteny ratsy an’ilay Anarana,+ na vahiny izy na teratany.
7 Hoy ny navalin’ny Jiosy: “Izahay manana lalàna,+ ary araka izany lalàna izany, dia tokony ho faty izy, satria nanao ny tenany ho zanak’Andriamanitra.”+