Marka 14:72 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 72 Ary teo no ho eo dia nisy akoho naneno fanindroany.+ Ary tsaroan’i Petera izay nolazain’i Jesosy taminy hoe: “Raha mbola tsy maneno indroa ny akoho, dia handa ahy intelo ianao.”+ Koa difotry ny alahelo izy ka nanomboka nitomany.+ Lioka 22:62 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 62 Koa nivoaka tany ivelany izy ka nitomany tamin’alahelo be.+
72 Ary teo no ho eo dia nisy akoho naneno fanindroany.+ Ary tsaroan’i Petera izay nolazain’i Jesosy taminy hoe: “Raha mbola tsy maneno indroa ny akoho, dia handa ahy intelo ianao.”+ Koa difotry ny alahelo izy ka nanomboka nitomany.+