FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 2:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 Mitsangana ny mpanjakan’ny tany,+

      Ary mivondrona ny manam-pahefana,+

      Mba hanohitra an’i Jehovah+ sy ilay voahosony,+

  • Marka 15:1
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Raha vao nazava ratsy ny andro, dia nikaon-doha ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy ary ny mpanora-dalàna,+ mbamin’ireo rehetra anisan’ny Fitsarana Avo Jiosy. Ary nafatony i Jesosy, dia nentiny ka natolony an’i Pilato.+

  • Lioka 22:66
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 66 Maraina ihany ny andro, rehefa ela ny ela. Dia nivory+ ny anti-panahy rehetran’ny vahoaka, sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna. Ary nentiny tao amin’ny tranon’ny Fitsarana Avo Jiosy izy, ka nataony hoe:+

  • Jaona 18:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia nentin’ireo niala tao amin’i Kaiafa i Jesosy, ho any an-dapan’ny governora.+ Vao maraina tamin’izay. Tsy niditra tao an-dapan’ny governora anefa ireo, mba tsy ho voaloto+ ka ho afaka hihinana ny Paska.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara