Matio 26:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 ka niteny hoe: “Homenareo inona aho hamadihako azy ka hanolorako azy aminareo?”+ Nifanaraka taminy àry ireo fa hanome azy farantsa volafotsy telopolo.+ Marka 14:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary faly ireo nony nandre izany ka nampanantena fa hanome azy farantsa volafotsy.+ Koa nanomboka nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy i Jodasy.+
15 ka niteny hoe: “Homenareo inona aho hamadihako azy ka hanolorako azy aminareo?”+ Nifanaraka taminy àry ireo fa hanome azy farantsa volafotsy telopolo.+
11 Ary faly ireo nony nandre izany ka nampanantena fa hanome azy farantsa volafotsy.+ Koa nanomboka nitady izay fotoana mety tsara hamadihana an’i Jesosy i Jodasy.+