Zakaria 11:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hoy aho tamin’ny olona: “Raha mety aminareo,+ dia omeo ahy ny karamako. Fa raha tsy mety, dia aza omena.” Ary naloany ny karamako, ka farantsa volafotsy telopolo+ no nomeny.
12 Ary hoy aho tamin’ny olona: “Raha mety aminareo,+ dia omeo ahy ny karamako. Fa raha tsy mety, dia aza omena.” Ary naloany ny karamako, ka farantsa volafotsy telopolo+ no nomeny.