FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 11:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Manao tsinontsinona ny namany ny olona tsy ampy saina,*+ fa mangina kosa ny olona tena mahay manavaka.+

  • Isaia 53:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Voageja mafy+ sy nanaiky hampahorina izy,+ nefa tsy niloa-bava akory. Nentina toy ny ondry hovonoina izy,+ ary tsy niloa-bava toy ny ondrivavy izay nanjary moana teo anoloan’ny mpanety azy.+

  • Matio 26:63
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 63 Tsy niteny anefa i Jesosy.+ Koa hoy ny mpisoronabe taminy: “Mampianiana+ anao amin’Andriamanitra velona aho hilaza aminay raha ianao no Kristy+ Zanak’Andriamanitra!”

  • Jaona 19:9
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 9 ka niditra indray tao an-dapa ary nilaza tamin’i Jesosy hoe: “Avy aiza ianao?” Tsy namaly anefa i Jesosy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara