FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 27:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Lozabe ny fahavinirana, ary toy ny tondra-drano ny fahatezerana,+ fa iza kosa no mahatanty ny fahasarotam-piaro?*+

  • Jaona 12:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Koa nifampiresaka ny Fariseo+ hoe: “Hitanareo izao fa tsy misy na inona na inona vitanareo mihitsy. Jereo fa lasa manaraka azy izao tontolo izao!”+

  • Romanina 1:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Feno ny tsy fahamarinana+ rehetra mantsy izy ireo, eny, feno ny haratsiam-panahy+ rehetra sy ny fitsiriritana+ rehetra ary ny faharatsiana+ rehetra, sady feno fialonana+ sy famonoana olona+ sy fifamaliana+ sy fitaka+ ary hasomparana.+ Mpibitsibitsika+ izy ireo,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara