Marka 15:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Ary niantsoantso mafy indray ireo hoe: “Fantsiho amin’ny hazo fijaliana izy!”+ Lioka 23:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Fa vao mainka niantsoantso ireo hoe: “Fantsiho! Fantsiho amin’ny hazo fijaliana izy!”+