Marka 15:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tamin’izay dia nafahan’i Pilato ho an’ny vahoaka i Barabasy, satria te hanome fahafaham-po azy ireo izy.+ Ary rehefa avy nasainy nokaravasina i Jesosy, dia natolony hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+ Lioka 23:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Koa nalefan’i+ Pilato ilay lehilahy notakiny, dia ilay natao am-ponja satria nitaona olona hikomy sady namono olona. I Jesosy kosa natolony mba hatao araka ny sitrapon’izy ireo.+
15 Tamin’izay dia nafahan’i Pilato ho an’ny vahoaka i Barabasy, satria te hanome fahafaham-po azy ireo izy.+ Ary rehefa avy nasainy nokaravasina i Jesosy, dia natolony hofantsihana amin’ny hazo fijaliana.+
25 Koa nalefan’i+ Pilato ilay lehilahy notakiny, dia ilay natao am-ponja satria nitaona olona hikomy sady namono olona. I Jesosy kosa natolony mba hatao araka ny sitrapon’izy ireo.+