FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Lioka 23:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Dia tonga teo amin’ilay toerana atao hoe Ikarandoha+ izy ireo. Ary natao teo amin’ny tsato-kazo izy sy ireo olon-dratsy ireo, ka ny iray teo ankavanany, ary ny iray teo ankaviany.+

  • Jaona 19:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Ary ny tenany ihany+ no nitondra ny hazo fijaliany nivoaka+ ho eo amin’ilay toerana atao hoe Ikarandoha, na Golgota amin’ny teny hebreo.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara