Jaona 1:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Ary hoy i Natanaela: “Raby ô, Zanak’Andriamanitra+ ianao! Mpanjakan’ny+ Israely ianao!” Jaona 12:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Dia naka sampana palmie+ ireo, ka nandeha nitsena azy ary niantsoantso+ hoe: “Mba vonjeo re e!+ Mahazo fitahiana ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah,+ eny, ilay mpanjakan’ny+ Israely!”
13 Dia naka sampana palmie+ ireo, ka nandeha nitsena azy ary niantsoantso+ hoe: “Mba vonjeo re e!+ Mahazo fitahiana ilay tonga amin’ny anaran’i Jehovah,+ eny, ilay mpanjakan’ny+ Israely!”