Marka 15:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Nony hitan’ilay manamboninahitra nijoro teo anilan’i Jesosy ny zava-nitranga tamin’ny fotoana nahataperan’ny ainy, dia hoy izy: “Zanak’Andriamanitra tokoa io lehilahy io.”+ Lioka 23:47 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 47 Nahita izay nitranga ilay manamboninahitra ka nanome voninahitra an’Andriamanitra hoe: “Tena olo-marina tokoa io lehilahy io.”+
39 Nony hitan’ilay manamboninahitra nijoro teo anilan’i Jesosy ny zava-nitranga tamin’ny fotoana nahataperan’ny ainy, dia hoy izy: “Zanak’Andriamanitra tokoa io lehilahy io.”+
47 Nahita izay nitranga ilay manamboninahitra ka nanome voninahitra an’Andriamanitra hoe: “Tena olo-marina tokoa io lehilahy io.”+