Marka 15:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 izay samy nanaraka an’i Jesosy+ ka nikarakara azy fony izy tany Galilia, mbamin’ny vehivavy maro hafa koa izay niaraka taminy niakatra tany Jerosalema.+ Lioka 8:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 sy Johana,+ vadin’i Koza, mpiandraikitra ny tao an-tranon’i Heroda, sy Sosana ary vehivavy maro izay samy nampiasa ny fananany hikarakarana an’i Jesosy sy ny mpianany.
41 izay samy nanaraka an’i Jesosy+ ka nikarakara azy fony izy tany Galilia, mbamin’ny vehivavy maro hafa koa izay niaraka taminy niakatra tany Jerosalema.+
3 sy Johana,+ vadin’i Koza, mpiandraikitra ny tao an-tranon’i Heroda, sy Sosana ary vehivavy maro izay samy nampiasa ny fananany hikarakarana an’i Jesosy sy ny mpianany.