23 dia tsy tokony hajanona eo mandritra ny alina ny fatiny,+ fa tokony halevina ny androtr’iny ihany, satria voaozon’Andriamanitra izay mihantona eo amin’ny tsato-kazo.+ Aza lotoina ny taninao izay omen’i Jehovah Andriamanitrao ho lovanao.+
43 dia tonga i Josefa avy any Arimatia, izay lehilahy nanan-kaja anisan’ny Filan-kevitry ny Jiosy. Ary niandry ny fanjakan’Andriamanitra koa izy.+ Koa nisikina herim-po izy ka nankao amin’i Pilato, dia nangataka ny fatin’i+ Jesosy.