Marka 16:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Nony nitraka anefa izy ireo, dia hitany fa efa voakodia ilay vato, na dia tena lehibe aza.+ Lioka 24:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Hitany anefa fa efa voakodia niala teo amin’ny fasana ny vato.+